Obeda

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

I Obeda dia lehilahy resahina ao aamin'ny Baiboly, ao amin'ny Bokin'i Rota, izay zanaka lahin'i Boaza sy i Rota. Izy no rain'i Jese razamben'i Davida mpanjaka. Ny Evanjelin'i Matio dia milaza fa razamben'i Josefa vadin'i Maria renin'i Jesoa i Obeda.