Hankany amin'ny vontoatiny

Oantitsy

Avy amin'i Wikipedia

I Oantitsy dia mpanjakavavy sakalava tao amin' ny Fanjakan' i Boina tamin' ny taona 1832-1836. Nandimby ny mpanjaka Andriantsoly (1822-1832) izy ary nodimbiasan' ny mpanjakavavy Tsiomeko (1836-1840).

.