Nyctaginaceae
Fiseho
Ny Nyctaginaceae dia fianakavian-javamaniry mamony, ao amin' ny filaharana Caryophyllales, manana karazana manodidina ny 300 izay voatsinjara amin' ny vondron-karazana miisa 33, miparitaka any amin' ny faritra trôpikaly sy sontrôpikaly, ary ahitana karazana vitsy koa any amin' ny faritra manana toetany antonony. Anisan' ireo vondron-karazana ireo ny Bougainvillea, izay miloko marevaka ny raviny eo amin' ny tendron' ny rantsany.

Ireto fianakaviana manaraka ireto dia natambatra ao amin' ny Nyctaginaceae ary noho izany dia lasa manondro fianakaviana mitovy:
- Allioniaceae Horan.
- Bougainvilleaceae J.Agardh
- Mirabilidaceae W.R.B.Oliv.
- Pisoniaceae J.Agardh
Vondron-karazana
[hanova | hanova ny fango]Araka ny World Flora Online (WFO) (28 Novambra 2023):
- Abronia Juss.
- Acleisanthes A.Gray
- Allionia L.
- Andradea Allemão
- Anulocaulis Standl.
- Belemia Pires
- Boerhaavia Mill.
- Boerhavia L.
- Bougainvillea Comm. ex Juss.
- Calymenia Pers.
- Calyxhymenia Ortega
- Caribea Alain
- Cephalotomandra H.Karst. & Triana
- Colignonia Endl.
- Commicarpus Standl.
- Cryptocarpus Kunth
- Cuscatlania Standl.
- Cyphomeris Standl.
- Eggersia Hook.f.
- Grajalesia Miranda
- Guapira Aubl.
- Heimerlia Skottsb.
- Heimerliodendron Skottsb.
- Hesperonia Standl.
- Leucaster Choisy
- Mirabilis L.
- Nachtigalia Schinz ex Engl.
- Neea Ruiz & Pav.
- Neeopsis Lundell
- Nyctaginia Choisy
- Nyctago Juss.
- Okenia Schltdl. & Cham.
- Oxybaphus L'Hér. ex Willd.
- Phaeoptilum Radlk.
- Pisonia L.
- Pisoniella Standl.
- Quamoclidion Choisy
- Ramisia Glaz. ex Baill.
- Reichenbachia Spreng.
- Rockia Heimerl
- Salpianthus Bonpl.
- Senkenbergia Schauer
- Timeroyea Montrouz.
- Tricycla Cav.
- Trimista Raf.
- Tripterocalyx (Torr.) Hook.