Ny teny no maha izy azy manokana ny olona
Fiseho
Ny teny no maha izy azy manokana ny olona ,satria maro ireo zavatra azo avy amin'ny teny izany ,ka izany no atony lehibe manokana ny maha olona ny olona , ny olona rah tsy miteny dia mitovy amin'ny biby ihany satria tsy mba afaka ny hilaza zavatra amin'ny samy maha olona.Zany oe ny tsy milina mihetsika hoazy anefa ,manampanahy izy,manana heritreritra ,teny na marika hafa mankasitraka toe-javatra mitanga.Tsy maintsy miteny raha tehanakevitra amin'ny akapobeny,hezaka tsy azo heritreretina ny hoe tena hiasaina nefa tsy misy teny ,kanefa koa dia maro ireo olona manana ny maha izy azy hafa mihitsy.