Aller au contenu

Ny Pays de Galles

Avy amin'i Wikipedia
  

Pays de Galles (Cymru amin'ny teniny any ) dia iray amin'ny firenena izay ao amin'ny izay antsoina hoe Grande-Bretagne. Ny manamorna azy avy any avaratra sy andrefana dia ny Ranomasina Irlandy, Angletera dia manamorana azy avy any atsinanana, ny "Channel Bristol" avy any atsimo, ary ny Ranomasina Celtic avy any atsimo andrefana. Amin'ny taona 2021, dia nisy mponina 3,2 tapitrisa ny Pays de Galles. Ny velarantanin'ilay tanàna dia 21,218 kilomètres carrés (8,192 milles carrés); ny morontsirany dia mirefy 1,680 miles (2,700 km). Feno tendrombohitra be ny ankamaroan ny Pays de Galles ary any amin'ny faritra avaratra sy eo afovoany noho misy any akamaroany tendrombohitra avoavo, anisan'izany i Snowdon (na Yr Wyddfa ), izay tendrony ambony indrindra. Ny renivohiny sy ny tanàna lehibe indrindrany dia Cardiff .