Novosibirsk
Fiseho
55°02′N 82°55′E / 55.033°N 82.917°E
Novosibirsk
| |||
| Velarantany | 503 km2 | ||
| Haavo | |||
| Isan'ny mponina | 1,154,116 | ||
| Renivohitra | - | ||
| Ben'ny tanàna | |||
| Firenena | |||
| Fanjakana | |||
| Faritany | |||
| Faritra | Novosibirsk Oblast | ||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | |||

I Novosibirsk (Rosiana:Новосибирск ) no tanàna fahatelo lehibe indrindra ao
Rosia taorian'i Moskoa sy Saint Petersburg ary ny lehibe indrindra any Siberia. Ny tanàn-dehiben'ny faritr'i Novosibirsk any Siberia Andrefana dia misy mponina 1,61 tapitrisa
Noho ny fananganana tetezana Trans-Siberian Railway eo ambonin'ny Reniranon'i Ob tamin'ny taona 1893 no nanorenana azy. Novosibirsk (Siberia Vaovao) ilay tanàna nanomboka tamin’ny 1926.
Ony
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Novosibirsk |