Aller au contenu

Novi Sad

Avy amin'i Wikipedia

45°15′N 15°51′E / 45.250°N 15.850°E / 45.250; 15.850

Novi Sad
-
Velarantany NC
Isam-ponina 414,718 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Serbia
Faritany NC
Faritra NC

I Novi Sad no tanàna faharoa lehibe indrindra ao  Serbia taorian'ny renivohitra Belgrade ary renivohitry ny faritany mizaka tena an'i Vojvodina.

Mandry eo amoron’ny reniranon’i Danube no misy azy io.