Hankany amin'ny vontoatiny

Nosy Valiha

Avy amin'i Wikipedia

I Nosy Valiha dia nosy eto Madagasikara, hita ao amin' ny Lakandranon' i Môzambika. ao amin' ny Faritra Sofia, ary ao atsimon' i Nosy Berafia. izay samy anisan’ ny Vondronosy Radama.

Nosy tantanan' ny tsy miankina i Nosy Valiha, izay fantatra amin' ny fisian' ny tanalahy betsaka. Manana ala honko koa izy io. Mirefy 380 hektara ilay nosy ary misy farihin-dranomamy. Ny hafanan' ny rano dia 26 ka hatramin' ny 28 °C amin' ny fahavaratra ary 22 ka hatramin' ny 24 °C amin' ny ririnina.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]


Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]