Nosy Tinharé
Fiseho
13°30′S 38°58′W / 13.500°S 38.967°W

Ny nosy Tinharé (portogey: Ilha de Tinharé) dia ao amin'ny kaominina Cairu, ao amin'ny morontsirak'i Bahia any
Brazila, izay misy 400 km2 eo ho eo ary tanàna efatra: Morro de São Paulo, Garapuá, Gamboa ary Galeão.