Nosy Rodrigues
Fiseho
19°43′S 63°24′E / 19.717°S 63.400°E
| Nosy Rodrigues | ||
| Velarantany | 109 km2 | |
| Isan'ny mponina | 40,000 | |
| Tanàn-dehibe | NC | |
| Ben'ny tanàna | NC | |
| Firenena | ||
| Fanjakana | NC | |
| Faritany | NC | |
| Faritra | NC | |
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | NC | |
I Nosy Rodrigues dia nosy an'i Maorisy ao amin'ny Ranomasimbe Indianina, 580 km atsinanan'ny nosy lehibe Maorisy. Ny renivohitry ny nosy 109 km² dia Port Mathurin.
Misy mponina 40.000 mahery io nosy io.
Port Mathurin
[hanova | hanova ny fango]Port Mathurin no seranan-tsambo tokana ao amin'ny nosy ary noho izany dia manompo ny nosy Rodrigues manontolo. Sambo roa no miantso azy indray mandeha isam-bolana.
Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Rodrigues |