Aller au contenu

Nosy Marajó

Avy amin'i Wikipedia
Amazonas
Nosy Marajó

Nosy Marajó dia nosy lehibe amoron-tsiraka ao amin'ny fanjakan'i  Pará ao amin'ny  Brazila.

Ny Nosy Marajó dia misaraka amin'ny tanibe amin'ny Helodranon'i Marajó, Reniranon'i Pará (renirano), renirano kely ary Ranomasimbe Atlantika.

Miaraka amin'ny velaran-tany mirefy 40.100 kilometatra toradroa dia mitovy amin'ny Soisa ny haben'i Marajó. Ny haavon'ny toerana avo indrindra dia 295m.


Kaominina

[hanova | hanova ny fango]