Hankany amin'ny vontoatiny

Nosy Kos

Avy amin'i Wikipedia

36°49′N 27°07′E / 36.817°N 27.117°E / 36.817; 27.117

Nosy Kos
VelarantanyNC
Haavo
Isan'ny mponina33,388
Ben'ny tanàna
Firenena Grisy
Fanjakana
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaNosy Kos

Nosy Kos (grika: Κως) any atsinanan’ny Ranomasina Égée dia eo amoron’ny morontsirak’i Azia Minora. Nosy Kos no nosy fahatelo lehibe indrindra ao amin'ny Dodecanese taorian'ny Nosy Rhodos sy Nosy Karpatos. Tamin'ny 2011, dia nisy mponina 33.388.