Nosy Berafia
Fiseho
I Nosy Berafia dia nosy malagasy ao amin' ny Lakandranon' i Môzambika. Io no nosy lehibe indrindra ao amin’ ny Vondronosy Radama. Manodidina ny 10 km ny lavany ary 3 km ny sakany. Ny tanàna lehibe indrindra dia Antananabe, izay misy ny fasan' ny mpanjakan' i Mahabo. Mpanjono ny ankamaroan’ ny olona eto amin’ ilay nosy. Betsaka koa ny toeram-pambolena kafe sy manga ary ampalibe any amin’ ilay nosy.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]