Nosy Baleares
Fiseho
38°54′32″N 1°25′59″E / 38.908830°N 1.432960°E


Ny Nosy Baleares dia vondron'ireo nosy Espaniola ao amin'ny Ranomasina Mediteranea ary Palma de Mallorca no renivohitra sy tanàna lehibe indrindra. Ny isam-poniny dia 1.219.404 mponina
Ny nosy lehibe indrindra dia Mallorca, Menorca, Ibiza, Cabrera sy Formentera
| Menorca | |||
| Mallorca | |||
| Cabrera | |||
| Ibiza | |||
| Formentera | |||
Fitaterana
[hanova | hanova ny fango]Fitaterana rano
[hanova | hanova ny fango]
Misy sambo 150 eo ho eo eo anelanelan'i Mallorca sy toerana hafa isan-kerinandro,dia mandeha isan-kerinandro amin'ny salan'isan'ny 11 martsa 2022, ny ankamaroany mankany amin'ny tanibe Espaina.
- Baleària
- Trasmediterránea
- Grandi Navi Veloci
- mankany Palma avy any Valencia sy Barcelona
- Corsica Ferries