Hankany amin'ny vontoatiny

Norden

Avy amin'i Wikipedia

53°36′N 07°12′E / 53.600°N 7.200°E / 53.600; 7.200

Norden
-
Velarantany106,33 km2
Isan'ny mponina25,210
Tanàn-dehibe
Ben'ny tanàna
Firenena Alemaina
FanjakanaNiedersachsen
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaNorden
Norden in AUR

I 'Norden (Nörden) dia tanàna ao amin'ny faritany mizaka tenan'i Aurich, ao  Niedersachsen. Tsy lavitra ny morontsirak'i Ranomasina Avaratra no misy azy ary izy no tanàna avaratra andrefana indrindra amin'ny tanibe  Alemaina.

Any Norden, ny sambo dia miainga mankany amin'ny nosy Juist sy Norderney.

Jereo Koa

[hanova | hanova ny fango]