Nestôriôsy
Fiseho
| Nestôriôsy | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Nestôriôsy | ||
| Teraka | 381 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 451 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | Siria | ||
| Asa : | Tsy fantatra | ||
| Fiainana manokana | |||
I Nestôriôsy na Nestôrio dia patriarkan' i Kôndtantinôpla teo anelanelan' ny taona 428 sy 431 izay naonganana azy, teraka tamin' ny taona 381 tao Germanicie (Kahramanmaraş, any Torkia ankehitriny) ary maty ny 451 tany Ejipta any an-tsesitany. Atao hoe Νεστόριος / Nestorios izy amin' ny teny grika. Naongana tamin' ny Kônsily tao Efeso izy tamin' ny taona 431 noho ny fampianarany (nestôrianisma) izay tsy mifanaraka amin' ny fampianarana ny Trinite.
