Hankany amin'ny vontoatiny

Neodrepanis

Avy amin'i Wikipedia
Neodrepanis hypoxantha ao amin' ny Valan-javaboarim-pirenena Ranomafana, Madagasikara

Ny Neodrepanis dia vondron-karazam-boronkely misy karazany roa ao amin' ny fianakaviana Philepittidae ao amin' ny filaharana Passeriformes, izay tsy hita afa-tsy eto Madagasikara. Amin' ny teny malagasy dia omena ny anarana ankapobeny hoe asity, izay itambarany amin' ny karazana ao amin' ny vondron-karazana Philepitta, ny karazana ao aminy. Indreto ny karazana ao aminy araka ny fanasokajiana filamatra (versiona 2.2, 2009) nataon' ny International Ornithological Congress:

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]