Hankany amin'ny vontoatiny

Narva

Avy amin'i Wikipedia

59°22′N 28°13′E / 59.367°N 28.217°E / 59.367; 28.217

Narva
-
VelarantanyNC
Isan'ny mponina56,103
Tanàn-dehibeNC
Ben'ny tanànaNC
Firenena Estonia
FanjakanaNC
FaritanyNC
FaritraNC
Tanàna mifanolo-bodirindrinaNarva

Narva no tanàna fahatelo lehibe indrindra ao amin'ny Repoblikan'i  Estonia, tanàna indostrialy manan-danja ary foiben'ny vitsy an'isa miteny Rosiana ao Estonia.

Jeografia

[hanova | hanova ny fango]

Narva no tanàna atsinanana indrindra any Estonia. Eo amin’ny sisin-tany amin’i Rosia no misy azy eo amin’ny Reniranon’i Narva, izay mandrafitra ny renirano sisintany eto.