NY FITIAVANA

Avy amin'i Wikipedia

NY FITIAVANA Ny fitiavana dia voajanahary ary mahery ka tsisy afaka anjara na iza na iza.Matetika mantsy dia mora @olona ny mitsara ivelany raha sendra misy olona izay latsapaka @zany fitiavana zany eo @manodidina azy kanefa tsy itany akory ny ao anatiny... Sarotra alalinina anefa ny fitiavan ary tsy takatrin'ny saina mintsy ary,mahery izy ka tsy votoatra ka matonga ny olona anaonao foana ndraindray(Ohatra=mamono tena,...)