Muhammad XII (Granada)
Fiseho
Muhammad XII Abu Abdallah (Arabo: أبو عبد الله محمد الثاني عشر, ), teraka tamin'ny taona 1459 tao Granada; dia maty tamin’ny 1518, 1533 na 1536 tao Fez), izay fantatry ny Espaniola Kristianina tamin’ny androny hoe Boabdil, dia Emir an'i Granada nanomboka tamin'ny 1482 ka hatramin'ny 1483 ary nanomboka tamin'ny 1485 hatramin'ny 1492.