Aller au contenu

Mpitsabo mpanampy

Avy amin'i Wikipedia
Mpitsabo mpanampy manao fitiliana diagnostika

Ny mpitsabo mpanampy dia mpiasan'ny fahasalamana. Tompon'andraikitra amin'ny fanomezana fikarakarana fitaizana, izay mety ho voatendry na ao anatin'ny anjara andraikiny manokana, mba hiantohana ny fikarakarana marary araka ny tokony ho izy.

Formation

[hanova | hanova ny fango]

Mandritra ny telo taona no mianatra ho mpitsabo mpanampy na mpampivelona ao amin’izy ireo ny. Mpianatra iray, manao fianarana asa efa-bolana ao amin’ny taona voalohany, efa-bolana ihany koa ao amin’ny taona faharoa raha dimy volana ao amin’ny taona fahatelo farany. Mahazo ny mari-pahaizana licence ny mpianatra iray aorian’ny fahavitan’ny fianarany.


Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]