Mpikambana:Manoaratefy

Avy amin'i Wikipedia

Miarahaba antsika rehetra! Iza moa i manoaratefy ? Tsaratsara ihany angamba raha mba mifankafantatra isika rehetra.

Ny tenako dia mpamorona tranonkala. Miasa ao amin'ny orinasa iray aho ary mianatra ihany koa momba ny fifandraisan-davitra (télécommunications amin'ny teny frantsay).

Ny antony handraisako anjara dia tsapako tena mahantra loatra ny lafiny teknika amin'ny teny malagasy eto amin'ny aterineto koa tiako hovelomina. Inoako fa hanampy ahy tsy hanohana ahy amin'izany ianao.