Hankany amin'ny vontoatiny

Mpikambana:Faniriantsoa luca

Avy amin'i Wikipedia

faniriantsoa luca dia malagasy mipetraka eto madagasikara. tanora liana amin'ny fikarohana ny zavamisy eo amin'ny ntontolo. anisan'ny mampiavaka azy ny fahaizany miaina araka ny zavamisy. anisan'ireo tanora mandalina ny momba ny harena eto Madagasikara izy, ka liana amin'ny sehatra ny vato eto an-toerana.