Mpampivelona

Avy amin'i Wikipedia
Mpampivelona sy vehivavy bevohoka

Ny mpampivelona dia olona matihanina amin' ny sehatry ny fitsaboana sy ny fahasalamana izay mikarakara manokana ny vehivavy bevohoka mialoha sy mandritra ary aorian' ny fiterahana.