Mpampita tapany

Avy amin'i Wikipedia

Ny mpampita tapany (amin'ny teny anglisy : semiconductor) dia zavatra manana tondro izay eo anelanelan'ny mpampita aratra toy ny vy ary ireo zavatra tsy mampita aratra toy ny fitaratra. Anisan'ny tondro ananan'ny mpampita tapany ny fiovan'ny fampitany aratra amin'ny alalan'ny fanampiana loto, na amin'ny alalan'ny fanisiana hazavana na sahan'aratra.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.