Mpamaritra isa
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Mpamaritra milaza isa)
Ny mpamaritra isa dia teny ao amin' ny sokajin' ny mpamaritra izay ampiraisina amin' ny anarana na ny mpisolo mba hilazana ny isa na ny laharan' ny zavatra lazaina amin' io anarana iraisany io.