Mpahay lalàna
Fiseho

Ny mpahay lalàna dia olona manam-pahaizana manokana momba ny lalàna ka afaka mamakafaka sy maneho hevitra momba ny lalàna. Izany olona izany dia nahazo fampianarana manokana momba ny lalàna sady manana diplôma amin' ny lalàna. Mpahay lalàna ny mpitsara sy ny mpisolovava ary ny mpampianatra lalàna eny amin' ny fampianarana ambony.