Hankany amin'ny vontoatiny

Mozika tsofina

Avy amin'i Wikipedia

Ny mozika dia vy na plastika misy lavaka hidirany mba hidirany rivotra rehefa tsofina amin'ny vava ka maneno araka izay itsofana azy. Natao hanamasahana fety izy. Rehefa manao famadihana no ahitana azy