Morus nigra
Fiseho
Ny Morus nigra dia karazana hazo fihinam-boa ao amin' ny fianakaviana Moraceae. Teratany any Azia Andrefana (Kaokazy Atsimo, Armenia, Iràna) ary nampidirina any Amerika Avaratra (Kanada, Etazonia), any Eorôpa ary any Sina. Nampidirina sy nambolena nanerana ny faritra manodidina an' i Mediteranea hatramin' ny Andro Taloha izy io noho ny voany, izay tsy voakarakara amin' izao fotoana izao.