Hankany amin'ny vontoatiny

Morro de São Paulo

Avy amin'i Wikipedia

13°33′S 38°55′W / 13.550°S 38.917°W / -13.550; -38.917

Morro de São Paulo
VelarantanyNC
Haavo
Ben'ny tanàna
Firenena Brazila
Fanjakana
Faritany Bahia
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrina
Cairu

Morro de São Paulo dia tanàna ao amin'ny distrikan'i Cairu, ao amini'ny fanjakana federaly tenan'i  Bahia ao amin'ny  Brazila. Ao amin'ny nosy Tinharé no misy azy io.

Ny distrika dia iray amin'ireo foibe fizahan-tany lehibe indrindra any Bahia.