Hankany amin'ny vontoatiny

Mony (aretina)

Avy amin'i Wikipedia
Mony

Ny mony dia fibontsimbontsinana kely miseho eny amin' ny tarehy, indrindra amin' ny tarehin' ny zatovo mitombo, izay vokatry ny tavo be loatra sy ny sela maty amin' ny hoditra izay tsy tafavoaka ao amin' ny mason-koditra. Ny tavo dia menaka avoakan' ny fihary ao amin' ny hoditra.