Montiaceae
Fiseho

Ny Montiaceae dia fianakaviana zavamaniry mamony roa ravin-tsimoka, ao amin' ny filaharana Caryophyllales. Izy ireo dia ahitra sy hazobotry, tsy misy volo, teratany any Amerika sy Ôseania. Ampiasaina ho haingo ny karazana sasany ary ny hafa ho sakafo.
Lisitry ny antoko
[hanova | hanova ny fango]Inty ny lisitry ny antoko ao amin' ny Montiaceae:
- Calandrinia Kunth (indraindray ampidirina ao ny Baitaria sy ny Rumicastrum)
- Calyptridium Nutt. (matetika ampidirina ao ny Spraguea)
- Cistanthe Spach
- Claytonia L.
- Erocallis Rydb.
- Hectorella Hook.f.
- Lenzia Phil.
- Lewisia Pursh
- Lewisiopsis Govaerts
- Lyallia Hook. f.
- Montia L.
- Montiopsis Kuntze
- Parakeelya Hershk.
- Phemeranthus Raf.
- Philippiamra Kuntze (= Silvaea Phil.)
- Schreiteria Carolin
- Thingia Hershk.