Hankany amin'ny vontoatiny

Monica Tabengwa

Avy amin'i Wikipedia

Monica Tabengwa dia mpitsara sy mpikaroka botsoana miasa ao amin'ny ONG Human Rights Watch (HRW) , manam-pahaizana manokana momba ny LGBTIQ any Afrika atsimon'i Sahara ,,,[1],[2],[3].

Tantaram-piainany

[hanova | hanova ny fango]

Monica Tabengwa dia mpikaroka sy mpitsara manam-pahaizana manokana momban'ny zon'ny LGBTIQ ao Afrika atsimon'i Sahara. Izy dia miasa ao amin'ny Human Rights Watch sy ny Pan Africa ILGA [4]. Ny asa-sorany dia mifototra indrindra amin'ny herisetra sy fanavakavahana atrehan'ny LGBTIQ ao Afrika. [5],[6],[7].

Mpikambana ary mpanao sonia ao amin'ny birao mpamoaka lahatsoratra izay mitondra ny anarana hoe "les principes de Yogyakarta" izy.

Références

[hanova | hanova ny fango]
  1. Afrique du Sud: Les lesbiennes victimes de «viols correctifs» sur www.20minutes.fr. Novangiana tamin'ny 2018-06-11
  2. Gambia: “Aggravated Homosexuality’’ Offence Carries Life Sentence sur www.amnesty.org. Novangiana tamin'ny 2018-06-11
  3. Singapore voted against UN's sexual orientation and gender identity (SOGI) mandate safeguard | The Independent sur theindependent.sg. Novangiana tamin'ny 2018-06-11 Archived Jiona 11, 2018 at the Wayback Machine
  4. In Kenya and Botswana, Activists Hope to Turn Judges Into LGBT Allies sur www.worldpoliticsreview.com. Novangiana tamin'ny 2020-11-30
  5. LGBTQ Americans Need to Change Our Ways if We Really Want to Help Gay Africans sur Slate Magazine, 2014-04-28. Novangiana tamin'ny 2020-11-30
  6. View on Gender: A small step towards ending LGBTI persecution sur SciDev.Net. Novangiana tamin'ny 2020-11-30
  7. The Issue is Violence sur Human Rights Watch, 2015-09-28. Novangiana tamin'ny 2020-11-30

Voir aussi

[hanova | hanova ny fango]

Rivodoza Giovanna