Hankany amin'ny vontoatiny

Momordica

Avy amin'i Wikipedia
Margôzy (Momordica charantia),

Ny Momordica dia vondron-karazan-javamaniry mamony, ao amin' ny fianakaviana Cucurbitaceae, maniry isan-taona na maharitra, teratany aty Afrika trôpikaly sy any Azia ary any Aostralia, misy karazana 60 eo ho eo. Iray amin' ny karazana fantatra indrindra ny margôzy (Momordica charantia). Ambolena hahazoana sakafon' olombelona ihany koa ny voan' ny Momordica cochinchinensis sy ny Momordica dioica ary ny Momordica grosvenorii, fa tsy dia misy lanjany ara-barotra. Mamokatra menaka voninkazo ny ankamaroan' ny karazana sady tsidihin' ny mpamidra vovobony manokana ao amin' ny foko Ctenoplectrini.

Lisitry ny karazana

[hanova | hanova ny fango]
  • Momordica angolensis R.Fernandes
  • Momordica angustisepala Harms
  • Momordica anigosantha Hook.f.
  • Momordica balsamina L.
  • Momordica boivinii Baill.
  • Momordica cabrae (Cogn.) C.Jeffrey
  • Momordica calantha Gilg
  • Momordica camerounensis Keraudren
  • Momordica charantia L. - margôzy
  • Momordica cissoides Planch. ex Benth.
  • Momordica clarkeana King
  • Momordica cochinchinensis (Lour.) Spreng.
  • Momordica corymbifera Hook.f.
  • Momordica cymbalaria Hook.f.
  • Momordica denticulata Miq.
  • Momordica denudata C.B.Clarke
  • Momordica dioica Roxb. ex Willd.
  • Momordica enneaphylla Cogn.
  • Momordica foetida Schumach.
  • Momordica glabra Zimmerman
  • Momordica henriquesii Cogn.
  • Momordica involucrata E.Mey.
  • Momordica jeffreyana Keraudren
  • Momordica laotica Gagnep.
  • Momordica leiocarpa Gilg
  • Momordica littorea Thulin
  • Momordica macrophylla Gage
  • Momordica mannii Hook.f.
  • Momordica mossambica H.Schaef.
  • Momordica multiflora Hook.f.
  • Momordica obtusisepala Keraudren
  • Momordica parvifolia Cogn.
  • Momordica peteri A.Zimm.
  • Momordica pterocarpa Hochst.
  • Momordica repens Bremek.
  • Momordica rostrata A.Zimm.
  • Momordica sessilifolia Cogn.
  • Momordica silvatica Jongkind.
  • Momordica spinosa Chiov.
  • Momordica suringarii Cogn.
  • Momordica trifoliolata Hook.f.
  • Momordica welwitschii Hook.f.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]