Hankany amin'ny vontoatiny

Mimosoideae

Avy amin'i Wikipedia

Mimosoideae
Amboafotsikely (Mimosa pudica)
Fanasokajiana ara-tsiansa
Fanjakana:
Klady:
Klady:
Klady:
Klady:
Filaharana:
Fianakaviana:
Zana-pianakaviana:
Klady:
Mimosoideae

Ny Mimosoideae dia zana-pianakavian-javamaniry mamony, iray amin' ny zana-pianakaviana telo ao amin' ny fianakaviana Fabaceae (na Leguminosae) izy io, araka ny fanasokajiana klasika (ny roa hafa dia ny Caesalpinioideae sy ny Faboideae). Ny zava-maniry ao anatin' izany dia hazo na hazomadinika any any amin' ny tany mafana. Ny betsaka indrindra dia ao amin' ny vondron-karazana Acacia. Tsy misy ao amin' ny fanasokajiana klasina nataon' i Cronquist (1981), izay nampiakatra an' io vondrona io ho amin' ny laharan' ny fianakaviana iray manokana, dia ny fianakaviana Mimosaceae.

Fanasokajiana anatiny

[hanova | hanova ny fango]
Leucaena leucocephala
Calliandra emarginata
Acacia mearnsii
Acacia farnesiana
Abarema cochliacarpos
Albizia saman
Falcataria moluccana
Inga edulis

Ny Mimosoideae dia nozaraina ho foko dimy (Acacieae, Ingeae, Mimoseae, Mimozygantheae, ary Parkieae). Na izany aza, ny fikarohana momba ny môlekiola vao haingana dia mampiseho fa ireo vondrona ireo dia tsy natoraly.

  • Acacia Mill.
  • Acaciella Britton & Rose,1928
  • Mariosousa Seigler & Ebinger, 2006
  • Parasenegalia Seigler & Ebinger, 2017
  • Pseudosenegalia Seigler & Ebinger, 2017
  • Senegalia Raf., 1838
  • Vachellia Wight & Arn.
  • Abarema Pittier, 1927
  • Afrocalliandra E.R.Souza & L.P.Queiroz, 2013
  • Albizia Durazz., 1772
  • Archidendron F.Muell.
  • Archidendropsis I.C.Nielsen
  • Balizia Barneby & J.W.Grimes, 1996
  • Blanchetiodendron Barneby & J.W.Grimes, 1996
  • Calliandra Benth.
  • Cathormion
  • Cedrelinga
  • Chloroleucon (Benth.) Britton & Rose
  • Cojoba Britton & Rose
  • Ebenopsis Britton & Rose
  • Enterolobium Mart.
  • Faidherbia A.Chev., 1934
  • Falcataria (I.C.Nielsen) Barneby & J.W.Grimes, 1996
  • Guinetia
  • Havardia Small
  • Hesperalbizia Barneby & J.W.Grime
  • Hydrochorea Barneby & J.W.Grimes
  • Inga Mill., 1754
  • Leucochloron Barneby & J.W.Grimes
  • Lysiloma Benth.
  • Macrosamanea Britton & Rose ex Britton & Killip, 1936
  • Painteria Britton & Rose, 1928
  • Pararchidendron I.C.Nielsen
  • Paraserianthes I.C.Nielsen
  • Pithecellobium Mart.
  • Pseudosamanea
  • Robrichia (Barneby & J.W. Grimes) A.R.M. Luz & É.R. Souza 2022
  • Samanea (Benth.) Merr.
  • Serianthes Benth., 1844
  • Sphinga Barneby & J.W.Grimes, 1996
  • Thailentadopsis Kosterm.
  • Viguieranthus Villiers
  • Wallaceodendron Koord.
  • Zapoteca H.M.Hern., 1987
  • Zygia P.Browne

Araka ny NCBI (29 Jolay 2018) :

  • Adenanthera L., 1753
  • Adenopodia C.Presl, 1851
  • Alantsilodendron Villiers, 1994
  • Amblygonocarpus Harms, 1897
  • Anadenanthera Speg., 1923
  • Aubrevillea Pellegr., 1933
  • Calliandropsis
  • Calpocalyx
  • Chidlowia Hoyle, 1932
  • Cylicodiscus
  • Desmanthus Willd., 1806
  • Dichrostachys (DC.) Wight & Arn., 1834
  • Elephantorrhiza Benth., 1841
  • Entada Adans., 1763
  • Fillaeopsis
  • Gagnebina
  • Indopiptadenia Brenan
  • Kanaloa Lorence & K.R.Wood, 1994
  • Lemurodendron Villiers & P.Guinet, 1989
  • Leucaena Benth.
  • Microlobius
  • Mimosa L.
  • Neptunia
  • Newtonia Baill., 1888
  • Parapiptadenia Brenan
  • Piptadenia Benth.
  • Piptadeniastrum Brenan
  • Piptadeniopsis
  • Pityrocarpa (Benth.) Britton & Rose
  • Plathymenia
  • Prosopidastrum Burkart, 1964
  • Prosopis L., 1767
  • Pseudopiptadenia Rauschert, 1982
  • Pseudoprosopis Harms, 1902
  • Schleinitzia Warb. ex Nevling & Niezgoda, 1978
  • Stryphnodendron Mart.
  • Tetrapleura
  • Xerocladia Harv.
  • Xylia Benth, 1842
Mimozygantheae
[hanova | hanova ny fango]
  • Mimozyganthus
  • Parkia R.Br., 1826
  • Pentaclethra Benth.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]