Mile
Fiseho

Ny mile dia karazana zavamaniry maromaro amin' ny fianakaviana Poaceae. Ireo dia voamadinika, misy voa kely dia kely, volena hatao sakafo, maniry indrindra any amin' ny faritra manana toetrandro maina, indrindra any Afrika sy any Azia.
Tsy mitaky fikarakarana be sy mahatanty ny toetry ny tany kokoa noho ny ampemba mahazatra, ireo karazana ampemba ireo dia mety tsara amin' ny faritra manana toetany antonony na mafana sy maina izay tsy misy orana afa-tsy amin' ny fotoana fohy.
Kazazana fantatra indrindra
[hanova | hanova ny fango]Ny mile fanatra indrindra, izay ao amin' ny foko sy vondron-karazana samihafa, dia ireto:
- Cenchrus
- Cenchrus americanus
- Coix
- Coix lacryma-jobi (atao amin' ny teny malagasy hoe: pikopiko, tsilaimbery, tsimaromana, vakamaniry)
- Digitaria (ny karazana sasany dia atao amin' ny teny malagasy hoe: ahipalana, fandropalana, volonondry, sns)
- Digitaria compacta
- Digitaria exilis
- Digitaria iburua
- Digitaria sanguinalis
- Echinochloa
- Echinochloa crus-galli (ahibary, ahidrano, karanga, osaosa, tsimparifarifotsy, tsimparifary);
- Echinochloa esculenta
- Echinochloa frumentacea
- Echinochloa stagnina (ahibary, ahidrano, farimanga, karanga, tsimparifarimanga, tsimparifarimena, tsimparifary).
- Eleusine
- Eleusine coracana (izay atao amin' ny teny malagasy hoe tsimpimpina, toy ny karazana maro ao amin' ny Eleusine)
- Eragrostis
- Eragrostis tef (atao amin' ny teny malagasy hoe tefy)
- Brachiaria
- Brachiaria deflexa (anisan' ny atao amin' ny teny malagasy hoe ahipody na ahipotsy)
- Panicum
- Panicum hirticaule
- Panicum miliaceum
- Panicum sumatrense
- Paspalum
- Paspalum scrobiculatum
- Pennisetum
- Pennisetum glaucum
- Setaria
- Setaria italica
- Sorghum
- Sorghum bicolor
- Spodiopogon
- Spodiopogon formosanus
- Urochloa
- Urochloa deflexa
- Urochloa ramosa
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Coix - Eleusine - Eragrostis - Brachiaria - Digitaria - Echinochloa - Panicum - Paspalum - Pennisetum - Setaria - Spodiopogon - Urochloa -