Metteniusaceae

Ny Metteniusaceae dia fianakaviana kely misy zavamaniry mamony roa ravin-tsimoka, izay hany fianakaviana ao amin' ny filaharana Metteniusales. Hazo na hazobotry na vahy maitso lalandava avy any amin' ny faritra mafana any Amerika Afovoany sy avaratra-andrefana amin' i Amerika Atsimo izy ireo. Ity fianakaviana ity dia voafetra ho an' ny Metteniusa ihany teo aloha. Araka ny Angiosperm Phylogeny Website [18 Febroary 2008], dia misy karazana 7 ao amin' ny vondron-karazana Metteniusa izy io. Taty aoriana dia nitarina miaraka amin' ny karazana maromaro izay napetraka taloha tao amin' ny Icacinaceae izay pôlifiketika be dia be izy io. Tafiditra ao anatin' izany ny vondron-karazana 10 na14 (arakany GBIF (04 Marsa 2022)) hatramin' ny 24 (Tropicos (04 Marsa 2022)) ahitana karazana 50, izay anisan' ny fianakaviana Icacinaceae taloha ny ankamaroany.
Lisitry ny vondron-karazana
[hanova | hanova ny fango]Indreto ny lisitry ny vondron-karazana araka ny fivoaran' ny fanasokajiana.
Araka ny NCBI (2 Jolay 2010):
Araka ny Angiosperm Phylogeny Website (Jona 2016):
- Apodytes -
- Calatola -
- Dendrobangia -
- Emmotum -
- Metteniusa -
- Oecopetalum -
- Ottoschulzia -
- Pittosporopsis
- Platea -
- Poraqueiba -
- Rhaphiostylis -
Araka ny GBIF (04 Marsa 2022):
- Apodytes E.Mey. ex Arn.
- Apodytes E.Mey. ex Bernh.
- Calatola Standl.
- Calatoloides E.W.Berry, 1922
- Dendrobangia Rusby
- Emmotum Desv.
- Emmotum Desv. ex Ham.
- Metteniusa Karst.
- Oecopetalum Greenm. & C.H.Thomps.
- Ottoschulzia Urb.
- Pittosporopsis Craib
- Platea Blume
- Poraqueiba Aubl.
- Rhaphiostylis Planch. ex Benth.
Araka ny Tropicos (04 mars 2022) :
- Anisomallon Baill., 1874
- Apodytes E. Mey. ex Arn., 1840
- Asterolepidion Ducke, 1922
- Aveledoa Pittier, 1925
- Barreria Scop., 1777
- Calatola Standl., 1923
- Chelonecarya Pierre, 1896
- Clavapetalum Pulle, 1912
- Dendrobangia Rusby, 1896
- Emmotum Desv. ex Ham., 1825
- Hemilobium Welw., 1862
- Jobalboa Chiov., 1935
- Meisteria Scop. ex J.F. Gmel., 1791
- Metteniusa H. Karst., 1860
- Metteniusia Post & Kuntze, 1903
- Oecopetalum Greenm. & C.H. Thomps., 1914 [1915]
- Ottoschulzia Urb., 1912
- Pittosporopsis Craib, 1911
- Platea Blume, 1825 [1826]
- Platystigma R. Br. ex Hook. f., 1887
- Pogopetalum Benth., 1841
- Poraqueiba Aubl., 1775
- Rhaphiostylis Planch. ex Benth., 1849
- Schnizleinia Mart. ex Engl., 1872