Hankany amin'ny vontoatiny

Mentha

Avy amin'i Wikipedia
Mentha aquatica

Ny Mentha dia antoko na vondron-karazan-javamaniry, ao amin' ny fianakaviana Lamiaceae, zana-karazana Nepetoideae. Ahitana karazana maro ity vondron-karazana ity, ary maro amin' izy ireo no ambolena ho hanitra, ho haingo na ho zavamaniry fanafody. Marôka no tena mpamokatra. Fantatra hatramin' ny fahagola ny karazana ao amin' ny antoko Mentha, nahazo lanja ara-toekarena lehibe tato anatin' ny folo taona lasa ny sasany.

Mentha piperita

Amin' ny karazana Mentha 18 ekena amin' izao fotoana izao, ny telo ihany (Mentha aquatica, Mentha canadensis, Mentha spicata) sy safiotra vitsy (Mentha × gracilis, Mentha × piperita, Mentha × villosonervata) ihany no mibahan-toerana eo amin' ny tsena maneran-tany ho an' ny famokarana menaka.

Lisitry ny karazana

[hanova | hanova ny fango]

Tamin' ny Novambra 2025, ny Plants of the World Online dia nanaiky ireto karazana manaraka ireto:

Karazana safiotra

[hanova | hanova ny fango]

I Tucket sy i Naczi dia manaiky ireto karazana safiotra manaraka ireto:

  • Mentha × carinthiaca HostM. arvensis × M. suaveolens
  • Mentha × dalmatica TauschM. arvensis × M. longifolia
  • Mentha × dumetorum Schult.M. aquatica × M. longifolia
  • Mentha × gayeri Trautm.M. longifolia × M. spicata × M. suaveolens
  • Mentha × gracilis Sole (= Mentha × gentilis) – M. arvensis × M. spicata
  • Mentha × kuemmerlei Trautm.M. aquatica × M. spicata × M. suaveolens
  • Mentha × locyana BorbásM. longifolia × M. verticillata
  • Mentha × piperita L.M. aquatica × M. spicata
  • Mentha × pyramidalis Ten.M. aquatica × M. microphylla
  • Mentha × rotundifolia (L.) Huds.M. longifolia × M. suaveolens
  • Mentha × suavis Guss. (= Mentha × amblardii, Mentha × lamiifolia, Mentha × langii, Mentha × mauponii, Mentha × maximilianea, Mentha × rodriguezii, Mentha × weissenburgensis) – M. aquatica × M. suaveolens
  • Mentha × verticillata L.M. aquatica × M. arvensis
  • Mentha × villosa Huds. (= M. nemorosa) – M. spicata × M. suaveolens
  • Mentha × villosa-nervata OpizM. longifolia × M. spicata
  • Mentha × wirtgeniana F.W.Schultz (syn. Mentha × smithiana) – M. aquatica × M. arvensis × M. spicata

Karazana misy eto Madagsikara

[hanova | hanova ny fango]

Indreto ny karazana misy eto Madagasikara:

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]