Aller au contenu

Memy

Avy amin'i Wikipedia
Memy vita amin' ny tanimanga manjarano hampiempoana ny tsaman' ny varahina.

Ny memy dia fitoeran-javatra izay ametrahana metaly na akora hafa mety mitsonika na ampiharana hafanana ambony dia ambony. Na dia vita tamin' ny tanimanga aza ny memy taloha, dia azo atao amin' ny akora rehetra mahatohitra ny mari-pana avo dia avo izy ankehitriny mba hampiempoana na hanova ny zavatra apetraka ao anatiny.