Hankany amin'ny vontoatiny

Melia azedarach

Avy amin'i Wikipedia
Voandelaka (Melia azedarach)

Ny voandelaka dia karazana hazo mihintsan-dravina ao amin' ny fianakaviana Meliaceae teratany any India, sy any amin' ny faritra atsimon' i Sina ary any Aostralia. Melia azedarach ny anarany ara-tsiansa.