Aller au contenu

Melgaço (Pará)

Avy amin'i Wikipedia

01°48′S 50°43′W / 1.800°S 50.717°W / -1.800; -50.717

Melgaço
-
Velarantany NC
Isam-ponina 28,121 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Brazila
Fanjakana NC
Faritany Pará
Tanàna mifanolo-bodirindrina NC
Melgaço

Melgaço dia tanàna ao amin'ny Fanjakana federaly tenan'i  Pará, ao amin'ny  Brazila, ao amin'ny nosy Marajó no misy azy io

Io no kaominina ao Brezila manana ambaratonga ambany indrindra amin'ny fampandrosoana.

Jeografia

[hanova | hanova ny fango]

Ny isam-ponina dia 28.121 mponina. Ny kaominina manodidina an'i Breves, Portel, Bagre, Gurupá ary Porto de Moz. Lavitra ny renivohitra (Belém) 250 km

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]