Mary I an'i Angletera
Fiseho
| Mary I an'i Angletera | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Mary I an'i Angletera | ||
| Teraka | 18 Febroary 1516 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 17 Novambra 1558 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | Tsy fantatra | ||
| Fiainana manokana | |||
Mary I an'i Angletera (anglisy: Mary I, fantatra ihany koa amin'ny anarana hoe Mary Tudor, Mary the Catholic, na Mary the Bloody (* 18 Febroary 1516 tao amin'ny Lapan'i Placentia, Greenwich; † 17 Novambra 1558 tao amin'ny Lapan'i St James, Londona), dia Mpanjakavavin'i
Angletera sy Irlandy nanomboka tamin'ny 1553 mandra-pahafatiny ary mpanjaka fahefatra tao amin'ny Tranon'i Turdor.
Tamin’ny fanambadiany tamin’i Philip II avy any Espaina, dia lasa Mpanjakavavin’i
Espaina koa izy tamin’ny 1556. Zanakavavin’ny Mpanjaka Henri VIII izy.
Mpanjakan'ny Angletera
[hanova | hanova ny fango]| nodimbiasany | mpandimby | |
|---|---|---|
| Jane Grey 1553 | Mary I an'i Angletera 1553-1558 | Elizabeth I 1558-1603 |