Hankany amin'ny vontoatiny

Mary II (Angletera)

Avy amin'i Wikipedia
Mary II
Ankapobeny
AnaranaMary II
Teraka30 Aprily 1662
Toerana-
Maty28 Desambra 1694
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Fanjakana Mitambatra
Asa :Tsy fantatra
Fiainana manokana

Mary II (Angletera) (teraka ny 30 Aprily 1662 – maty ny 28 Desambra 1694) dia Mpanjakavavin'i  Angletera,  Ekosy ary  Irlandy niaraka tamin'ny vadiny, Mpanjaka William III sy II, nanomboka tamin'ny 1689 ka hatramin'ny nahafatesany tamin'ny 1694.

Izy koa dia Printsesy avy any Orange taorian'ny fanambadiany tamin'ny 4 Novambra 1677. Ny niarahany nanjaka tamin'i William tany  Fanjakana Mitambatra dia fantatra amin'ny anarana hoe William sy Mary.


Mpanjakan'i Fanjakana Mitambatra

[hanova | hanova ny fango]
nodimbiasany Mpanjakan'i Fanjakana Mitambatra mpandimby
James II & VII
1685–1688
Mary II
1689-1694 sy
William III - 1689-1694
William III 1689–1702