Marituba
Fiseho
01°21′S 48°21′W / 1.350°S 48.350°W
Marituba
| |||
| Velarantany | 103,34 km2 | ||
| Isan'ny mponina | 21,811 | ||
| Tanàn-dehibe | |||
| Ben'ny tanàna | |||
| Firenena | |||
| Fanjakana | |||
| Faritany | |||
| Faritra | |||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | |||

I Marituba dia tanàna ao amin'ny Fanjakana federaly tenan'i
Pará
ao amin'ny
Brazila. Izy io dia mifandray amin'i Ananindeua sy Benevides.
Marituba dia 11 km miala ny renivohitra Belém.
Jeografia
[hanova | hanova ny fango]Ny isam-ponina dia 21.811 mponina.
Marituba dia eo amoron'ny lalana BR-316 eo amin'ny km 13. Manamorona an'i Ananindeua (andrefana), Rio Guamá (atsimo), Santa Bárbara do Pará (avaratra], Benevides (atsinanana).