Hankany amin'ny vontoatiny

Marimar Vega

Avy amin'i Wikipedia
Maria Del Mar vega Sisto ( MARIMAR VEGA)
Ankapobeny
AnaranaMaria Del Mar vega Sisto ( MARIMAR VEGA)
Teraka14 aogositra 1983
Toerana-
Fiaviana sy ny andraikitra
FirenenaMexique
Asa :Mpilalao sarimihetsika
Fiainana manokana

Marimar Vega dia teraka tany Mexico tamin'ny 14 aogositra 1983. Izy dia mpilalao sarimihetsika mekisikanina amin'ny teatra, sarimihetsika ary fahitalavitra . Izy dia zanakavavin'ny mpilalao sarimihetsika malaza Gonzalo Vega sy ny mpilalao sarimihetsika Leonora Sisto, ary ihany koa mbola rahavavin'ny mpilalao sarimihetsika Zuria Vega .

Ny tantaram-piainany

[hanova | hanova ny fango]