Marcelo Rebelo de Sousa
Fiseho

Marcelo Nuno Duarte Rebelo de Sousa dia mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i
Portogaly teraka ny 12 Desambra 1948 tao São Sebastião da Pedreira, Lisboa any Portiogaly izy dia heverina ho olo-malaza eo amin'ny sehatry ny siansa politika, ny lalàm-panorenana ary ny lalàna momba ny fitantanan-draharaha.
Mpikambana ao amin'ny Partido Social Democrata (PSD) afovoany havanana miaraka amin'ny maha-mpikambana ao amin'ny antoko 3 izy ary filohan'ny antoko.
Nandray ny asany izy ny 9 martsa 2016 teo.
Tamin'ny 2021, nijoro hofidiana indray i Sousa ary nohamafisina mazava tamin'ny toerany Voafidy indray izy tamin'ny Febroary 2026 tamin'ny vato 66.63% tamin'ny fihodinana faharoa.
Filohan'i Portogaly
[hanova | hanova ny fango]| nodimbiasany: | mpandimby: | |
|---|---|---|
| Aníbal Cavaco Silva 2006-2016 | Marcelo Rebelo de Sousa 2016-2026 | António Seguro 2026- |