Hankany amin'ny vontoatiny

María Corina Machado

Avy amin'i Wikipedia
María Corina Machado
Ankapobeny
AnaranaMaría Corina Machado
Teraka7 Oktobra 1967
Toerana-
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Venezoela
Asa :
Fiainana manokana

María Corina Machado Parisca dia mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i Venezoeliana teraka ny 7 Oktobra 1967 tao Caracas,  Venezoela. Niara-nanorina ny hetsika Súmate niaraka tamin'i Alejandro Plaz izy, ary nanao kongresy tamin'ny 2010 ka hatramin'ny 2014 tao amin'ny boriborintany faharoa ao amin'ny fanjakan'i Miranda.

Tantaram-piainany

[hanova | hanova ny fango]

Teraka tany Caracas tamin'ny 7 Oktobra 1967, i María Corina Machado no lahimatoa amin'ny zanaka efatra.

Asa manavanana sy loka

[hanova | hanova ny fango]
  • 2024: Loka Sakharov, miaraka amin'i Edmundo González, noho ny ady nataony mba hamerina ny fahalalahana sy ny demokrasia ao Venezoela.
  • 2024: Loka Václav Havel
  • 2025: Clara Campomor Loka avy amin'ny kaominina ao Madrid ho ampahany amin'ny andron'ny vehivavy tamin'ny 8 martsa.
  • 2025: Loka Nobel Fandriampahalemana

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Gordito, fuera, es un ditator !