Tovana (fitsipiteny)

Avy amin'i Wikipedia

Ny tovana dia hasin-teny anisan' ny sokajin' ny tsirinteny izay fametraka eo aorian' ny fototeny.

Ao amin' ny fiteny malagasy dia ahitana ireto tovana ireto: -ina, -ana, -y , -o ary -a. Ny -ina sy ny -ana dia ampy ho an' ny matoanteny amin' ny filaza tsotra sy amoronana mpamari-toetra. Ny -y sy ny -o ary ny -a kosa ampiasaina amin' ny matoanteny amin' ny filaza mandidy. Ohatra: vono-inavonoina; fahana-anafahanana; volo-inavoloina; vono-ina-yvonoy; fahana-ana-ofahano. Matetika dia manova endrika ny fototeny sy ny tovana ny fanakambanana azy roa ireo. Ohatra: maty-amatesa; ma-hery-amahereza.

Indreto ny sasany amin' ny tovana fampisampanan-teny ao amin' ny fiteny anglisy: -ise, -ize, -fy, -ly, -ful, -able, -ible, -hood, -ess, -ness, -less, -ism, -ment, -ist, -al, -ual, -ish, -oid, -like, -ity, -tion, -ion, -ation, -logy/-ology, -ant.

Indreto kosa ny tovana fampisampanan-teny fampiasa matetika ao amin' ny fiteny frantsay: -able, -age, -el, -elle, -eri, -esse, -eur, -euse, -eux, -ier, -ière, -if, -iser, -isme, -iste, -ive, -ment, -ture,

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]