Tendrombohitra Olimpa

Avy amin'i Wikipedia
Tendrombohitra Olimpa

Tendrombohitra Olimpa (Grika: Όλυμπος, Ólympos, koa Ólimbos) no tendrombohitra avo indrindra any Gresy. Anisan'ny Olimpa akaikin'ny Hoala Termaikos ao amin'ny Ranomasina Egea izy io, any amin'ny Tandavan-tendrombohitra Olimpa eo amin'ny sisin-tanin'i Thessaly sy Makedônia, eo anelanelan'ny faritra misy an'i Larissa sy Pieria, 80 km eo ho eo atsimo-andrefan'i Tesalonika.

I Olimpa dia malaza amin'ny angano grika ho fonenan'ireo andriamanitra grika, eo amin'ny tendron'i Mytikas (2917.727[1] m).

  1. Ampatzidis, Dimitrios; Moschopoulos, Georgios; Mouratidis, Antonios; Styllas, Michael; Tsimerikas, Alexandros; Deligiannis, Vasileios-Klearchos; Voutsis, Nikolaos; Perivolioti, Triantafyllia-Maria et al. (2023-04-01). "Revisiting the determination of Mount Olympus Height (Greece)" (in en). Journal of Mountain Science 20 (4): 1026–1034. Endrika:Citation/identifier. Endrika:Citation/identifier. https://doi.org/10.1007/s11629-022-7866-8.