Tendro satroka

Avy amin'i Wikipedia

Ny tendro satroka ‹ ◌̂ › dia mari-tsoratra ao amin'ny abidy latina sy ny abidy grika sy ny abidy sirilika ary ny maro hafa koa, miendrika andohalambo na tafon-trano jerena avy amin'ny sakany ary apetraka eo ambonin'ny litera tiana hasiana azy.

Ohatra:

â, ê, î, ô, ŝ, û, ŷ

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]